Extrait : "Tsy tokony hahagaga ny fiovaovaon'ny toetr'andro eto amintsika. Ao anatin'ny vanim-potoanan'ny ririnina ny eto Madagasikara amin'izao fotoana izao. Misy ny fitenenantsika manao hoe tsy mena-mivadika toy ny andro ririnina". Na izany aza mbola haharitra telo andro eo ho eo ny hatsiaka mamirifiry.
Tous les articles, photos et marques de ce site appartiennent à leurs auteurs et propriétaires respectifs. Photos Ce site a été réalisé avec la technologie de PhpNuke sous licence GNU/GPL